Teny iditra renivola (reny, vola)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vola apetraka amin' ny banky mba hiteraka zanabola; petra-bola
¶ Vola ampiasaina hahazoana tombony [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy capital set out at interest; the principal lent out [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay capitaux investis ou prêtés; le capital [Hallanger 1974]
Voambolana 

2012/08/16