Teny iditra renoka
Sokajin-teny   matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy   Variana dia variana amin' ny asa, amin-j [...]
Mitovy hevitra: revo ~ sondriana
¶ Rendrika: Renoky ny torimaso
¶ Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   completely taken up with something; sound asleep [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément [Hallanger 1974]
Ohatra   Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola. [Andraina: I Vola, takila 34]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2014/10/20