Teny iditra renty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ravaka na haingo manaitra mamirapiratra: Be renty loatra ity trano ity ka tsy tiako indray
Teny marevaka feno sarin-teny sy angolam-pitenenana: Be renty izany raha lahateny
Haingonkaingony, angolankira: Hira feno renty [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31