Teny iditra reona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra reondreona

2009/10/10