Teny iditra reondreona (reona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny feon-javamaneno maro na ny mpihira betsaka indray miaraka. Enti-milaza koa ny feon' ny kotrok' orana manakoako manao lavareny. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the hum of a large number of people [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bourdonnement d'une foule [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra reona

2009/10/10