Teny iditra repirepy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy vembena, vezimbezina, rondrona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de tâtonner, de chanceler, de tituber, comme les ivrognes, les épileptiques après un accès [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra repirepy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy toetran' ny olona miapanapana azon' ny tahotra mafy na alahelo lehibe sy fahasahiranana tsy eran' ny aina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay état de celui qui se déconcerte, qui se trouble par suite d’une forte réprimande, d’une grande affliction, d’une grande crainte [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2015/11/27