Teny iditra rerarera (rera)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiakanjo tsizarizary, miroradroraka; refarefa (enti-milaza ny elatry ny vorona na ny fitafiana mila tsy ho zaka); fitavozavozana sady mitaredretra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a word for rebareba [Richardson 1885]
Famaritana frantsay relâché, se dit des habits, des ailes qui pendent; qui est débraillé dans son habillement
¶ figuré: flasque, sans énergie, lambin [Abinal 1888]
Sampanteny 

2014/09/07