Teny iditra rere
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] sokatra [Rakotosaona 1972]
 soka-dranomasina lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a fresh-water turtle [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay nom d’une grande tortue d’eau douce [Abinal 1888]
 grande tortue d'eau douce [Rajemisa: Vakoka]
 tortue d'eau douce [Hallanger 1974]
 tortue. Cf fano [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 

Teny iditra rere
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy anaram-borona izay fantatra kokoa amin' ny anarana hoe vorondreo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay oiseau. Comme vorondreo [Abinal 1888]
Voambolana 

Teny iditra rere
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy poa-basy maro atao indray mirefotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay décharge simultanée de plusieurs armes à feu [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra rere (re)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana frantsay (duplicatif diminutif de re) [Abinal 1888]

2015/10/24