Teny iditra resa-be
Singan-teny resaka ; be
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny maro ifanaovan' ny olona vitsivitsy ary feno fikasana tsy azo tanterahina [1.1]
Ohatra 
1ary endre izany resabe sy korana teny an-dàlana! [2.357]
2Mandre aho, Rivo, hoy izy, fa misy resabe mandeha hitaky ny fahaleovantena. [2.529]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17