Teny iditra resa-behivavy
Singan-teny resaka ; vehivavy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny bitsibitsika ifanaovan' ny vehivavy na ny resaka lava be izay tsy maintsy fifosana no votoatiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17