Teny iditra resadresaka (resaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Petit entretien, jaserie [1.3]
 Conversation [1.13]
Ohatra 
1Resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany. [2.470]
2Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy. [2.69]
3Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana. [2.356]
Sampanteny 
Lohateny Resadresaka tsotra amin' ny teny Malagasy sy Rosiana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12