Teny iditra resaka mahabe loa-bary
Singan-teny resaka ; mahabe ; loa-bary
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny famalifaliana na fandokafana amin' ny mpizara sakafo mba hahazoana tombony [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20