Teny iditra re siosio
Singan-teny re ; siosio
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono [1.1]
Ohatra 
1Re siosio fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny. [2.472]
2Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01