Teny iditra resy lahatra
Singan-teny resy ; lahatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy manan-kolazaina noho ny antony efa mazava niadian-kevitra; tsy manan kolazaina intsony amin' ny adihevitra fa efa voaporofo ny maha-diso ny hevitra tohanany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Beaten in an argument; convinced, persuaded [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Battu dans une argumentation, convaincu, persuadé [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01