Teny iditra resy olo-narahina
Singan-teny resy ; olona ; arahina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny tsy maha-eo intsony ilay andry niankinana, toy ny vady izany, fa maty [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01