Teny iditra resy tosika
Singan-teny resy ; tosika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny tafika nihemotra noho ny hamafin' ny ady na ny hery tsy mitovy -- miala antsitrapo handao tsy fidiny ny toerana na tanàna nipetrahana na noho ny henatra na noho ny fanaovan' ny sasany toeran-tsy zaka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01