Teny iditra reto
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana frantsay   [Vezo] Celles-ci, ces, ceux-ci, voici (Près ou dans la main, marque du pluriel  - > iñe, inge, ingo, ite, ntia, retike, roze [Poirot & Santio: Vezo (takila R)]
Ohatra  
1Ka avaliko aômbe reto, holy aho. [Gueunier: Contes, takila 14]
2Reto tànany marefo nofatorana ao ivoho; [Rabetsimandranto: Trimofoloalina]

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/16