Teny iditra revaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Haingo feno rentirenty manaitra ny maso; ravaka mambabo amin' ny fanjelanjelany [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra revaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] iva, fohy [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra reva

2012/08/17