Teny iditra rezatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fofona mivoaka avy ao am-bava, avy amin' ny sakafo nohanina tsy levona [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay éructation, rot [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra rezatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fantsika lehibe [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay un grand clou [Abinal 1888]
Sampanteny 

2013/06/09