Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Rano avy amin' ny ranonorana mikoriana amin' ny tatatra: Nentin' ny riaka ny satrony ka tsy tratra intsony [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Small streams of water running here and there after rains and running into rivers; the little streams of water after a wave [1.2]
|
| Small streams of water after rain [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'eau de pluie qui forme torrent, torrent d'eau [1.3]
|
| Ruissellement des eaux de pluie [1.8]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Ranomasina [1.78]
|
| Rano be; ranomasina: Anivon' ny riaka no anarana niantsoana fahizay ny tanintsika [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The sea [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | La mer [1.3, 1.8]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
riaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Habetsahana [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ce qui est en grand nombre, comme une couvée de poussins, un troupeau [1.3]
|
|