Teny iditra riandriana (riana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay duplicatif [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra riandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Vy bontolo, fisapisaka ny tampony, ametrahana ny zavatra hotefena izay kapohina amin' ny maritoa eo amboniny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an anvil [Richardson 1885, Hallanger 1973]
Famaritana frantsay enclume [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Ohatra fotsy ny any, fotsy ny aty—dia ny fampohaza sy ny riandriana izay hivelezana ny gadra hamatorana anao. [Rabezandrina: Ikotofetsy]
Voambolana 

Teny iditra riandriana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay arbuste [Abinal 1888]
Voambolana 

2018/09/27