Teny iditra riano
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   [Taisaka] ise, ianao, ranona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra riano (riana)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao rianana [firaketana]
Ohatra   Riano amin' izao [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2013/06/09