Teny iditra riaria (ria)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra ria

Teny iditra riaria
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay  [Bezanozano, Merina] (déformation fréquente de rehareha ; riaria signifie l'action d'agiter quelque chose dans l'eau, comme leurres à prendre le poison). Ophiocolea floribunda (Bojer ex Lindl.) H. Perrier (Bignoniaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ophiocolea floribunda

2019/02/04