Teny iditra riatra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Famaritana malagasy Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo
¶ Mirintona, miala an-katezerana. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra riatra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] rovitra [Rakotosaona 1972]

Teny iditra riatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] hirika, loaka [Rakotosaona 1972]

2010/01/10