Teny iditra ridana
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Famaritana malagasy Lasa, mandositra haingana sy mafy, ka miara-be amin' izany: Iray no voa tamin' ireo vorona, nefa dia ridana daholo izy rehetra. [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/08/17