Teny iditra rihana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ambaratonga ambony rehetra amin' ny trano: Any amin' ny rihana faharoa izahay no mipetraka
Ny ngorodona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An upper floor; a balcony inside a building [1.7]
Fanazavàna teny frantsay étage, plancher d'un étage [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31