Teny iditra rika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] Nom qu'on donnait autrefois aux rondins utilisés pour déplacer les dalles funéraires ou d'autres objets lourds à l'aide de leviers, ainsi qu'aux bois utilisés pour faire ces rondins. Voir vandrika. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rikany

Teny iditra rika
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Betsileo] ialahy, ise, itena [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra roke
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

2019/02/08