Teny iditra | rikany | |
Sokajin-teny | anarana rika sy mpisolo | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo boribory atao ao ambanin' ny rambaramba rehefa mitaribato: Mikodia ny rikany, dia mizotra ny rambaramba ipetrahan' ny vata. [1.1] | |
Tovy hevitra | rika | |
Fivaditsoratra | kaniry, kinary, kirìna, rikany |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |