Teny iditra rikoriko
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Halotoana; hasosorana noho ny tsy fitiavana, tsy fankasitrahana mahatonga ho sorena, maloiloy
Mitovy hevitra: dikidiky [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/08/17