Teny iditra rima
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitoviam-peo eo amin' ny teny roa hatreo amin' ny zanapeo farany misy tsindrimpeo no ho midina, ohatra: Asabotsy -- Rafotsy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay rime [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: rime.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra Rimà
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana anglisy Rumah [Baiboly]
Famaritana frantsay Ruma [Baiboly]
Voambolana 
Fitovian-keviteny Romaha
Teny nalaina 

2015/09/07