Teny iditra rimo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandehanana mafy; fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra rimorimo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31