Teny iditra rindrina
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fefy biriky na vato atao vatan'ny trano: Manao trano ry Rakoto, ka efa mitsangana ny rindrina. /Feno sary ny rindrin-dry zareo ato avaratra
¶ Fanakatonana varavarana: Tsy tsara rindrina ny varavarankely ka idiran'ny rivotra
¶ Enti-milaza koa ny tsy fivohana [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the wall of a house [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   mur d'une maison, clôture [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23