Teny iditra ringanina (ringana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Fonganina, ravana, simbana: Noringanin' ny fahavalo ny zava-drehetra tamin' ity faritany ity [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ringanina, ringaniko, ringaninao, ringaniny, ringanintsika, ringaninay, ringaninareo, ringanin', ringanin-, ringanim-, ringani-
Ny lasa : noringanina, noringaniko, noringaninao, noringaniny, noringanintsika, noringaninay, noringaninareo, noringanin', noringanin-, noringanim-, noringani-
Ny hoavy : horinganina, horinganiko, horinganinao, horinganiny, horinganintsika, horinganinay, horinganinareo, horinganin', horinganin-, horinganim-, horingani-
Filaza mandidy : ringano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20