Teny iditra riorio
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivezivezena eny rehetra eny; firenirenena foana
¶ Fitenitenenana na fanaovan-javatra kitoatoa, befahatany. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a wandering [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de rôder par-ci par-là [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra riorio
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tady ampifamatorina hiarovana ny vorona tsy hihinana ny voly [Rajemisa 1985]

2012/08/21