Teny iditra ripaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Nahavoazana betsaka (voly na biby ompiana miampatrampatra noho ny aretina, na vono, na fikapana, na loza samihafa): Ripaky ny tafiodrivotra ny zanakazo betsaka tao an-tanimboliko
¶ Maty daholo, lany ringana: Ripaky ny barika ny akohon' i Naivo ka nalahelo aoka izany izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy destroyed in large numbers [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay couché ou exterminé en masse [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2012/08/20