Teny iditra rirana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zorony mivohitra: Voan' ny riran-databatra ny takibako
¶ Ny lafiny maranitra na ny ilany ihany: Telo rirana ny zozoro [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy an edge, a cutting edge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay le tranchant; cf. horirana [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/20