Teny iditra riritse
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Roritra
Figohana ranon-javatra bebe indray mandeha tsy miato
Fihetsiky ny zaza ateraka manetsika ny reniny hanena azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31