Teny iditra riry
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra tsy misy raviny, ringitra. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Merina] Mot pris adjectivement ou substantivement :
¶ - Plantes aphylles, sans feuilles. On emploie aussi mariry en tant qu'adjectif.
¶ - Arbres à feuilles caduques, au moment où ils ont perdu leurs feuilles. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra riririry

Teny iditra riry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra na hanina heverina ho maloto [Rajemisa 1985]

Teny iditra riry
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] hantsana [Rakotosaona 1972]

2019/03/17