Teny iditra risarisa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra
¶ Famindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay faiblesse, débilitation, maladie
¶ action de marcher en se traînant, comme les malades, comme les canards [Abinal 1888]
Voambolana 
Sampanteny 

2013/06/09