Teny iditra risika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zoto hanao zavatra; hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray; zotom-po sy havitrihana: Manàna risi-po rehefa miasa [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy zeal, encouragement [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay zèle, encouragement [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2012/08/20