Teny iditra risoriso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza varotra tsy an-karihary ka misy fanararaotana tsy anerany amin' ny fanombanana ny vidin-javatra amidy; varomaizina
Mitovy hevitra: sikisiky ~ varo-maizina ~ varotra an-kobohobo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Marché noir [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra varo-maizina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31