Teny iditra rivo-doza
Singan-teny rivo- (rivotra) ; loza
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rivotra mafy fitsoka ary mazàna arahin' orana ka mandevona sy manimba zavatra maro [1.1]
 Rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Cyclone [1.13]
Ohatra 
1Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [2.445]
2Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [4.27]
3Nandrava trano mora vao naorina teny Alakamisy Anosiala ilay rivodoza Giovanna. Trano 91 tamin'ny zato no rava [4.14;2012/02/18]
Voambolana 
Tovy hevitra rivo-mahery
Lohateny Rivo-doza (Rajemisa-Raolison Régis)
Sary 

Teny iditra Rivo-doza
Singan-teny rivo-doza
Sokajin-teny anarana (teatira) [fitanisana]
Mpanoratra Rajemisa-Raolison Régis
Fanonta printy 
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05