Teny iditra rivodahy
Singan-teny rivo- (rivotra) ; -dahy (lahy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damisy izay ahodina amin' ny tady kely [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/05