Teny iditra rivo-doza (rivotra, loza)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   rivotra mafy fitsoka ary mazàna a [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   rivo-mahery miforona any afovoan-dranomasina arahina orambe ka mitera-doza [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   cyclone [SLP: Voambolana]
Ohatra   Sady amin' izay nitondra rivotra toy (toa) rivodoza. [FOFAFIPE: Haivola, takila 51]
Voalohany, izy dia hazo tsy mamony raha tsy amin’ny taona nandalovan’ny rivodoza; [SeFaFi ]
Voambolana  
Fitovian-keviteny   rivo-mahery
Teny nalaina  
Sary  

Teny iditra Rivo-doza
Sokajin-teny   anarana (lohatenin' boky na teatira)
Mpanoratra   Rajemisa-Raolison Régis
Voambolana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2017/03/08