Teny iditra rizadrizatra (rizatra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy adiady sy fifamaliana mitohitohy; teny an-katezerana tsisy farany sady feno hasosorana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra rizatra

2009/10/22