Teny iditra roa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Isa manaraka ny iray: Tsara ny roa no [...]
¶ Iray miampy iray: Omby roa. Fiten [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   two [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   deux [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Famaritana iraisam-pirenena   2 [3.1]
Ohatra   Olona iray na roa no avela eo mba hiandry entana. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 38]
Nidina izahay roa lahy. [Andriamalala: Ranomasina, takila 38]
Efitra roa ny tranonay. [Andraina: Mitaraina, takila 8]
Voambolana  
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   anankiroa
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Tsanganana sy sary iray takila   Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny roa itý (15)
Adaboroa
Ambinaniroa
Ambohidroa
Ambohitsararoa
  Analaroa
Andranoroa
Ankiliroa
Anosiroa
  Antsahatsiroa
Hazoroa
Ihazoroa
Sakoandroa
  Tranoroa
Tsinjoroa
Tsiroanomandidy

Nohavaozina tamin' ny 2015/01/20