Teny iditra roa ambin' ny folo (roa, amby, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy twelve [3.1]
Fanazavàna teny frantsay douze [3.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Ohatra 
1roa ambin' ny folo taona aho [Rakotozafy: Ratsimba, takila 46]
2Roa ambin' ny folo angamba izy iny [Andriamalala: Taolambalo, takila 81]
3osilahy roa ambin' ny folo, hatao sorona noho ny ota [Baiboly: 4.7.87]

Nohavaozina tamin' ny 2021/08/29