Teny iditra roa fototra
Singan-teny roa ; fototra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo; roa fototra: atody enina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se dit des oeufs comptés trois par trois: six oeufs [1.3]
Mpanahaka  iray fototra ~ telo fototra ~ efa-pototra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01