Teny iditra roaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampandehanana ny biby, vorona andrasana ho eo alohan' ny tena
¶ Fampialana handeha
¶ Fanosehana handeha hihataka: Nataony roaka alika aho, sanatria [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a driving away [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de chasser, de pousser devant soi [Hallanger 1974]
Sampanteny 

2012/08/20