Teny iditra roambinifolo (roa, amby, folo)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana anglisy twelve [3.1]
Famaritana frantsay douze [3.1]
Voambolana 
Anarana siantifika 12
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1NY TENDROMBOHITRA ROAMBINIFOLO. [Randriamamonjy: Tantara, takila 423]
2Ny heloka roambinifolo mahafaty. [Randriamamonjy: Tantara, takila 417]
3Dia nirava tamin'ny roambinifolo ny famantaranandro. [Razoharinoro: Soratra, takila 172]

Teny iditra Roambinifolo (roa, amby, folo)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Anarana ilazana ireo mpanjaka nolovan' Andrianampoinimerina ka voateniny matetika rehefa mahatsiaro ny razany izy: Rafandrana, Rafohy, Rangita, Andriamanelo, Ralambo, Andrianjaka, Andriantsitakatrandriana, Andriantsimitoviaminandriandehibe, Andriamasinavalona lehibe sy Andriamasinavalona zanany, Andriantsimitoviaminandriana ary Andriambelomasina. (T.A.I. tak. 253) [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ohatra Maty tokoa angaha izy roambinifolo manjaka? [Rahajarizafy: Kabary, takila 67]

2017/04/30